Salamo 41:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ilay olona tsara fihavanana tamiko sy nitokisako,+Izay niara-nihinana mofo tamiko no nanainga ny voditongony hamely ahy.*+ Salamo 55:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy ianareo rehetra no resahiko amin’izany, fa fantatro izay nofidiko. Tsy maintsy mitranga anefa izany mba ho tanteraka ny Soratra Masina+ hoe: ‘Ilay niara-nihinana mofo tamiko no nanainga ny voditongony hamely ahy.’*+
9 Ilay olona tsara fihavanana tamiko sy nitokisako,+Izay niara-nihinana mofo tamiko no nanainga ny voditongony hamely ahy.*+
18 Tsy ianareo rehetra no resahiko amin’izany, fa fantatro izay nofidiko. Tsy maintsy mitranga anefa izany mba ho tanteraka ny Soratra Masina+ hoe: ‘Ilay niara-nihinana mofo tamiko no nanainga ny voditongony hamely ahy.’*+