-
2 Samoela 16:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hoy àry i Hosay: “Tsy afaka manao an’izany aho. Izay nofidin’i Jehovah sy ireo olona ireo ary ny lehilahy israelita rehetra no tohanako. Hiaraka amin’izany olona izany aho. 19 Sady iza moa no hotompoiko? Tsy ny zanany ve? Hoatran’ny nanompoako an’ny dadanao ihany no hanompoako anao.”+
-