-
2 Samoela 9:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary nasain’ny mpanjaka nantsoina i Ziba mpanompon’i Saoly, ka nilazany hoe: “Omeko ho an’ilay zafikelin’ny tomponao izay rehetra an’i Saoly sy an’ny ankohonany manontolo.+ 10 Dia ianao sy ny zanakao lahy ary ny mpanomponao no hamboly eo amin’ny taniny. Hanangona ny vokatra ianao, mba ho sakafon’ny fianakavian’ny zafikelin’ny tomponao. Fa i Mefiboseta zafikelin’ny tomponao kosa hisakafo eo amin’ny latabatro foana.”+
Ary nanan-janakalahy 15 sy mpanompo 20 i Ziba.+
-