FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nidina haingana niaraka tamin’ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda i Simey,+ zanak’i Gera, Benjaminita avy any Bahorima, mba hitsena an’i Davida Mpanjaka.

  • 1 Mpanjaka 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Eo koa i Simey zanak’i Gera, ilay Benjaminita avy any Bahorima. Izy ilay nanozona ahy tamin’ny andro nankanesako tany Mahanaima,+ sady nahay vava be mihitsy.+ Rehefa nidina nitsena ahy tany amin’ny Reniranon’i Jordana anefa izy, dia nianiana taminy tamin’ny anaran’i Jehovah aho hoe: ‘Tsy hovonoiko amin’ny sabatra ianao.’+

  • 1 Mpanjaka 2:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara