-
1 Samoela 26:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy i Abisay tamin’i Davida: “Efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananao ny fahavalonao androany.+ Mba avelao aho handefona azy hifantsika amin’ny tany indray mandeha tsy miverina.”
-