-
1 Mpanjaka 1:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nandeha nidina mba hanao sorona+ omby sy biby nohatavezina ary ondry be dia be mantsy i Adonia androany. Dia nasainy daholo ny zanakalahin’ny mpanjaka sy ny lehiben’ny tafika ary Abiatara mpisorona.+ Mihinana sy misotro miaraka amin’i Adonia ao ry zareo, ary izao foana no tenin-dry zareo: ‘Ho ela velona anie i Adonia Mpanjaka!’
-