2 Samoela 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niarina avy teo am-pandrianany i Davida, indray hariva,* ka nandehandeha teo an-tampon’ny tranon’ny* mpanjaka. Avy teny izy no nahatazana vehivavy iray nandro, ary tsara tarehy be mihitsy ilay vehivavy.
2 Niarina avy teo am-pandrianany i Davida, indray hariva,* ka nandehandeha teo an-tampon’ny tranon’ny* mpanjaka. Avy teny izy no nahatazana vehivavy iray nandro, ary tsara tarehy be mihitsy ilay vehivavy.