FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 22:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Tsy misy lehilahy mahazo maka ny vadin’ny rainy, sao izy hanala baraka* ny rainy.+

  • 2 Samoela 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary tonga tao an-tranony*+ tany Jerosalema i Davida Mpanjaka. Dia nalainy ireo vadikeliny folo, izay najanony hikarakara ny trano,+ ka napetrany tao amin’ny trano iray nisy mpiambina. Nomeny sakafo izy ireo, saingy tsy nanao firaisana tamin’izy ireo intsony izy.+ Tsy nahazo nivoaka tao amin’ilay trano izy ireo mandra-pahafatiny, ka lasa toy ny mpitondratena na dia tsy maty vady aza.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara