FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Resin’i Davida àry ilay Filistinina. Pilotra sy vato no nampiasainy mba hamelezana azy. Vitan’i Davida ny namono azy ho faty, nefa tsy nisy sabatra teny an-tanany.+

  • 1 Samoela 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary izao ny hiran’ireo vehivavy nandihindihy ireo:

      “I Saoly nahafaty an’arivoarivony,

      Fa i Davida kosa nahafaty an’alinaliny.”+

  • 1 Samoela 19:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nipoaka indray ny ady tatỳ aoriana. Dia nivoaka hiady tamin’ny Filistinina i Davida ary namely azy, ka be dia be no maty. Ary nandositra azy ny Filistinina.

  • 2 Samoela 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nandositra ny Israely anefa ny Syrianina. Ary mpitondra kalesy 700 sy mpitaingin-tsoavaly 40 000 no matin’i Davida. Nasiany koa i Sobaka lehiben’ny tafik’izy ireo ka maty.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara