Mpitsara 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nivoaka daholo ny Israelita rehetra avy any Dana+ ka hatrany Beri-sheba, ary ny avy any Gileada.+ Ary niara-nivory* teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka manontolo.
20 Dia nivoaka daholo ny Israelita rehetra avy any Dana+ ka hatrany Beri-sheba, ary ny avy any Gileada.+ Ary niara-nivory* teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka manontolo.