-
2 Samoela 8:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 I Zadoka+ zanak’i Ahitoba sy Ahimeleka zanak’i Abiatara no mpisorona, ary Seraia no mpitan-tsoratra.
-
-
2 Samoela 15:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Tsy miaraka aminao any moa i Zadoka sy Abiatara mpisorona? Lazao amin’i Zadoka sy Abiatara mpisorona izay zavatra rehetra henonao avy ao an-tranon’ny mpanjaka.+
-