FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia namaly an’i Farao ny mpampiteraka hoe: “Tsy hoatran’ny vehivavy ejipsianina ange ny vehivavy hebreo e! Matanjaka ry zareo, ka mbola tsy tonga akory ny mpampiteraka dia efa latsaka ny zanany.”

  • Josoa 2:3-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Samoela 19:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nampidinin’i Mikala avy teo am-baravarankely avy hatrany i Davida, mba ho afaka handositra ka tsy hiharan-doza.

  • 1 Samoela 19:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Naniraka olona hisambotra an’i Davida i Saoly, nefa hoy i Mikala: “Marary izy.”

  • 1 Samoela 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy i Davida tamin’i Ahimeleka mpisorona: “Nisy zavatra nasain’ny mpanjaka nataoko, nefa nanafatrafatra izy hoe: ‘Aza atao fantatr’olona izao asa anirahako anao izao sy ny toromarika nomeko anao.’ Nanao fotoana any ananona izaho sy ireo tovolahy miaraka amiko.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara