-
Genesisy 32:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Dia nanohy ny diany i Jakoba, ary nisy anjelin’Andriamanitra nifanena taminy. 2 Raha vao nahita azy ireo i Jakoba, dia hoy izy: “Tobin’Andriamanitra ity!” Koa nataony hoe Mahanaima* ny anaran’ilay toerana.
-
-
Josoa 13:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nomen’i Mosesy lova isam-pianakaviana koa ny fokon’i Gada, dia ny Gadita,
-