1 Tantara 2:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Zeroia sy Abigaila+ no anabavin’izy ireo. Telo ny zanakalahin’i Zeroia, dia i Abisay+ sy Joaba+ ary Asahela.+ 17 I Abigaila niteraka an’i Amasa,+ ary i Jatera Ismaelita no rain’i Amasa.
16 I Zeroia sy Abigaila+ no anabavin’izy ireo. Telo ny zanakalahin’i Zeroia, dia i Abisay+ sy Joaba+ ary Asahela.+ 17 I Abigaila niteraka an’i Amasa,+ ary i Jatera Ismaelita no rain’i Amasa.