-
2 Samoela 19:31, 32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ary nidina avy any Rogelima i Barzilay+ Gileadita ka nankany amin’ny faritr’i Jordana, mba hiaraka amin’ny mpanjaka hatreo amin’ny Reniranon’i Jordana. 32 Efa antitra be i Barzilay. Efa 80 taona izy. Namatsy sakafo ho an’ny mpanjaka izy, tamin’ny mpanjaka nijanona tany Mahanaima.+ Mpanankarem-be mantsy izy.
-