2 Samoela 22:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Velona i Jehovah! Hoderaina anie ilay Vatolampiko!+ Hasandratra anie Andriamanitra, ilay Vatolampy mpamonjy ahy!+ Salamo 144:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 144 Hoderaina anie i Jehovah, ilay Vatolampiko,+Izay mampiofana ny tanako hamely,Sy mampiofana ny rantsantanako hiady.+
47 Velona i Jehovah! Hoderaina anie ilay Vatolampiko!+ Hasandratra anie Andriamanitra, ilay Vatolampy mpamonjy ahy!+
144 Hoderaina anie i Jehovah, ilay Vatolampiko,+Izay mampiofana ny tanako hamely,Sy mampiofana ny rantsantanako hiady.+