FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 15:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa nihodina handeha i Samoela, dia notazonin’i Saoly ny morontongotr’ilay akanjony tsy misy tanany, ka rovitra. 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+

  • 1 Samoela 24:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hoy izy tamin’i Davida: “Marina kokoa noho izaho ianao, satria nanisy soa ahy ianao nefa ratsy no navaliko anao.+

  • 1 Samoela 24:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fantatro izao fa tsy maintsy ho lasa mpanjaka ianao,+ ary haharitra eo an-tananao ny fanjakan’ny Israely.

  • 1 Samoela 26:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahina anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra miavaka ianao, ary tsy maintsy hahomby.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa niverina nody.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara