FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Resin’i Davida àry ilay Filistinina. Pilotra sy vato no nampiasainy mba hamelezana azy. Vitan’i Davida ny namono azy ho faty, nefa tsy nisy sabatra teny an-tanany.+

  • 1 Samoela 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary izao ny hiran’ireo vehivavy nandihindihy ireo:

      “I Saoly nahafaty an’arivoarivony,

      Fa i Davida kosa nahafaty an’alinaliny.”+

  • 1 Samoela 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa nanao vivery ny ainy* izy mba hamonoana an’ilay Filistinina,+ ka nataon’i Jehovah nahazo fandresena* lehibe ny Israely rehetra. Ary faly be ianao nahita an’izany. Koa nahoana ianao no hanota ka handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny, dia hamono an’i Davida tsy amin’antony?”+

  • 2 Samoela 5:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nataon’i Davida àry izay nasain’i Jehovah nataony. Dia nasiany ny Filistinina,+ hatrany Geba+ ka hatrany Gazera.+

  • 2 Samoela 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia tonga nanampy an’i Hadadezera mpanjakan’i Zoba ny Syrianina avy any Damaskosy,+ kanjo 22 000 tamin’izy ireo no matin’i Davida.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara