Josoa 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Androany no nesoriko* taminareo ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.” Nantsoina hoe Gilgala*+ àry ny anaran’izany toerana izany hatramin’izao. 1 Samoela 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Taorian’izay, dia hoy i Samoela tamin’ny olona: “Andao isika ho any Gilgala+ mba hanamafy orina ny fanjakana.”+
9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Androany no nesoriko* taminareo ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.” Nantsoina hoe Gilgala*+ àry ny anaran’izany toerana izany hatramin’izao.
14 Taorian’izay, dia hoy i Samoela tamin’ny olona: “Andao isika ho any Gilgala+ mba hanamafy orina ny fanjakana.”+