1 Mpanjaka 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Tokony ho tia an’ireo zanakalahin’i Barzilay+ Gileadita kosa ianao sady tsy hivadika aminy, ary tokony ho anisan’ireo misakafo eo amin’ny latabatrao izy ireo. Nanampy+ ahy mantsy izy ireo tamin’izaho nandositra an’i Absaloma rahalahinao.+
7 “Tokony ho tia an’ireo zanakalahin’i Barzilay+ Gileadita kosa ianao sady tsy hivadika aminy, ary tokony ho anisan’ireo misakafo eo amin’ny latabatrao izy ireo. Nanampy+ ahy mantsy izy ireo tamin’izaho nandositra an’i Absaloma rahalahinao.+