Salamo 78:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa ny fokon’i Joda+ no nofidiny,Dia ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+ Salamo 78:70 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 Nifidy an’i Davida+ mpanompony izy,Ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry,+