FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 19:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Hoy anefa ny navalin’ny Israelita an’ireo anisan’ny fokon’i Joda: “Manana anjara folo amin’ny fanjakana izahay, ka manan-jo kokoa hanao an’izany amin’i Davida noho ianareo. Koa nahoana ianareo no manao tsinontsinona anay? Tsy izahay ve no tokony ho voalohany nampody ny mpanjakantsika?” Naharesy lahatra* kokoa anefa ny tenin’ireo anisan’ny fokon’i Joda noho ny tenin’ny Israelita.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara