Josoa 17:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitsara 2:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia maty i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i Jehovah, rehefa 110 taona.+ 9 Tany amin’ny faritra nisy ny lovany àry izy no nalevina, izany hoe tao Timnata-heresa,+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, any avaratry ny Tendrombohitra Gasa.+
8 Dia maty i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i Jehovah, rehefa 110 taona.+ 9 Tany amin’ny faritra nisy ny lovany àry izy no nalevina, izany hoe tao Timnata-heresa,+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, any avaratry ny Tendrombohitra Gasa.+