2 Samoela 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nisy mosary+ naharitra telo taona nisesy tamin’ny andron’i Davida. Dia nanontany an’i Jehovah i Davida, ka hoy i Jehovah: “Meloka ho nandatsa-dra i Saoly sy ny ankohonany, satria novonoiny ho faty ny Gibeonita.”+
21 Ary nisy mosary+ naharitra telo taona nisesy tamin’ny andron’i Davida. Dia nanontany an’i Jehovah i Davida, ka hoy i Jehovah: “Meloka ho nandatsa-dra i Saoly sy ny ankohonany, satria novonoiny ho faty ny Gibeonita.”+