1 Tantara 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Taorian’izay, dia raikitra ny ady tamin’ny Filistinina, tao Gazera. Tamin’izay i Sibekay+ Hosatita no nahafaty an’i Sipay, taranaky ny Refaima,+ ka resy ny Filistinina.
4 Taorian’izay, dia raikitra ny ady tamin’ny Filistinina, tao Gazera. Tamin’izay i Sibekay+ Hosatita no nahafaty an’i Sipay, taranaky ny Refaima,+ ka resy ny Filistinina.