1 Samoela 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nisy miaramila iray solontenan’ny tafiky ny Filistinina nivoaka avy tao amin’ny tobin’izy ireo. Goliata+ no anarany. Avy any Gata+ izy, ary enina hakiho sy irain-jehy* ny halavany. 1 Samoela 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy ny voditenon’ny mpanenona ny tahon’ny lefony,+ ary vy nilanja 600 sekely* ny lela lefony. Ary nandeha teo alohany ny mpitondra ny ampingany.
4 Ary nisy miaramila iray solontenan’ny tafiky ny Filistinina nivoaka avy tao amin’ny tobin’izy ireo. Goliata+ no anarany. Avy any Gata+ izy, ary enina hakiho sy irain-jehy* ny halavany.
7 Toy ny voditenon’ny mpanenona ny tahon’ny lefony,+ ary vy nilanja 600 sekely* ny lela lefony. Ary nandeha teo alohany ny mpitondra ny ampingany.