-
1 Tantara 20:6-8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Raikitra indray ny ady tany Gata,+ ary nisy lehilahy iray goavam-be tao.+ Enina avy ny rantsantanany sy ny rantsantongony, ka 24 ny fitambarany. Taranaky ny Refaima koa izy.+ 7 Nila ady+ tamin’ny Israely foana izy, ka novonoin’i Jonatana zanak’i Simea+ rahalahin’i Davida.
8 Ireo no taranaky ny Refaima+ tany Gata,+ ary ny tanan’i Davida sy ny mpanompony no namono azy ireo.
-