Salamo 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ho fialofana* azo antoka i Jehovah ho an’izay ampahorina,+Dia fialofana azo antoka amin’ny fotoan-tsarotra.+ Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy.+ Mihazakazaka mankao ny olo-marina ka voaro.*+
9 Ho fialofana* azo antoka i Jehovah ho an’izay ampahorina,+Dia fialofana azo antoka amin’ny fotoan-tsarotra.+