-
Salamo 7:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Manomana fitaovam-piadiana mahafaty izy;
Ataony vonona ny zana-tsipìka mirehitra.+
-
-
Salamo 77:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nandrotsaka orana ny rahona.
Nikotrokotroka ny lanitra feno rahona,
Ary nisidina teny rehetra teny ny zana-tsipìkanao.+
-