20Dia nivoaka daholo ny Israelita rehetra avy any Dana+ ka hatrany Beri-sheba, ary ny avy any Gileada.+ Ary niara-nivory* teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka manontolo.
2 Hoy àry ny mpanjaka tamin’i Joaba,+ lehiben’ny tafika, izay niaraka taminy: “Tetezo, azafady, ny foko rehetra eo amin’ny Israely, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ ary isao ny vahoaka mba hahafantarako ny isany.”