Salamo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito. Ohabolana 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Madio toy ny metaly voadio daholo ny teny nolazain’Andriamanitra.+ Ampingan’izay mialoka aminy Izy.+
6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito.
5 Madio toy ny metaly voadio daholo ny teny nolazain’Andriamanitra.+ Ampingan’izay mialoka aminy Izy.+