-
1 Samoela 23:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nankany Keila i Davida sy ny olony, ka niady tamin’ny Filistinina. Ary nalainy ny biby fiompin’ny Filistinina, fa izy ireo kosa novonoiny ka be dia be no maty. Dia novonjen’i Davida ny mponina tao Keila.+
-