1 Samoela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nalahelo be i Davida satria nifampiresaka ny olona hoe hitora-bato azy. Tezitra be daholo mantsy izy ireo fa tsy teo intsony ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Niantehitra tamin’i Jehovah Andriamaniny anefa i Davida ka nahazo hery.*+ 2 Samoela 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nanao sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny avy tany an-tanànany, tany Gilo,+ i Ahitofela+ Gilonita, mpanolo-tsain’i*+ Davida. Dia nihanitatra ilay fikomiana, ary nihabetsaka+ ny olona nanohana an’i Absaloma.
6 Nalahelo be i Davida satria nifampiresaka ny olona hoe hitora-bato azy. Tezitra be daholo mantsy izy ireo fa tsy teo intsony ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Niantehitra tamin’i Jehovah Andriamaniny anefa i Davida ka nahazo hery.*+
12 Rehefa nanao sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny avy tany an-tanànany, tany Gilo,+ i Ahitofela+ Gilonita, mpanolo-tsain’i*+ Davida. Dia nihanitatra ilay fikomiana, ary nihabetsaka+ ny olona nanohana an’i Absaloma.