1 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mihirà ho azy, manaova hira fiderana* ho azy!+Saintsaino* ny zavatra mahatalanjona rehetra nataony.+ Salamo 145:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hidera anao tontolo andro+ aho;Hidera ny anaranao mandrakizay mandrakizay+ aho. Romanina 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’izay koa hanome voninahitra an’Andriamanitra ny hafa firenena noho izy mamindra fo.+ Fa voasoratra hoe: “Izany no mahatonga ahy hanaiky anao eo imason’ny olona sy eo amin’ireo firenena, sady hanao hira fiderana ho an’ny anaranao.”+
9 Mihirà ho azy, manaova hira fiderana* ho azy!+Saintsaino* ny zavatra mahatalanjona rehetra nataony.+
9 Amin’izay koa hanome voninahitra an’Andriamanitra ny hafa firenena noho izy mamindra fo.+ Fa voasoratra hoe: “Izany no mahatonga ahy hanaiky anao eo imason’ny olona sy eo amin’ireo firenena, sady hanao hira fiderana ho an’ny anaranao.”+