Marka 12:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 I Davida aza nasain’ny fanahy masina+ niteny hoe: ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako mandra-panaoko ny fahavalonao ho eo ambany tongotrao.”’+ 2 Timoty 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
36 I Davida aza nasain’ny fanahy masina+ niteny hoe: ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako mandra-panaoko ny fahavalonao ho eo ambany tongotrao.”’+