-
1 Samoela 22:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia najanony tany amin’ny mpanjakan’i Moaba izy ireo. Nipetraka tany amin’ny tanin’io mpanjaka io izy ireo, nandritra ny fotoana rehetra nijanonan’i Davida tany amin’ilay toerana niafenany.+
-
-
1 Tantara 12:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nankany amin’i Davida tao amin’ilay toerana niafenany koa ny lehilahy sasany tamin’ny taranak’i Benjamina sy Joda.+
-