FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 21:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia tapa-kevitra ny hanisy ratsy ny Israely i Satana,* ka nampirisika an’i Davida hanisa an’ilay vahoaka.+ 2 Hoy àry i Davida tamin’i Joaba+ sy ny lehiben’ny vahoaka: “Mandehana isao ny Israely hatrany Beri-sheba ka hatrany Dana.+ Dia teneno ahy avy eo mba hahafantarako ny isany.” 3 Hoy anefa i Joaba: “Hampitomboin’i Jehovah avo 100 heny anie ny isan’ny vahoakany! Angaha moa tsy efa mpanomponao daholo izy rehetra, ry mpanjaka tompoko ô? Fa maninona ianao, tompoko, no te hanao an’izany? Maninona no dia ataonao izay hahatonga ny Israely hanota?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara