FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 2:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Nanomboka tany Aroera,+ eo amin’ny sisin’ny Lohasahan’i* Arnona, sy ny tanàna eo amin’ilay lohasaha, ka hatrany Gileada, dia tsy nisy tanàna tsy resintsika. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika resintsika daholo izy rehetra.+

  • Josoa 13:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa efa nahazo ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, araka izay efa nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy ireo. Ireto avy izany:+ 9 Manomboka eo Aroera+ eo amin’ny sisin’ny Lohasahan’i* Arnona,+ sy ilay tanàna eo afovoan’io lohasaha io, sy ny lembalemban’i* Medeba manontolo, hatrany Dibona;

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara