1 Samoela 22:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tatỳ aoriana, dia hoy i Gada+ mpaminany tamin’i Davida: “Aza mijanona any amin’ilay toerana niafenanao. Mialà any, dia mankanesa any Joda.”+ Dia lasa i Davida, ka nankany amin’ny alan’i Hareta. 1 Tantara 29:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Samoela mpahita sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.
5 Tatỳ aoriana, dia hoy i Gada+ mpaminany tamin’i Davida: “Aza mijanona any amin’ilay toerana niafenanao. Mialà any, dia mankanesa any Joda.”+ Dia lasa i Davida, ka nankany amin’ny alan’i Hareta.
29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Samoela mpahita sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.