FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:46, 47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Avy eo dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: “Alaivo ny fitondrana afo dia asio afo avy eo amin’ny alitara+ ilay izy, ary asio emboka manitra eo amboniny. Dia mandehana haingana eny amin’ny vahoaka mba handrakotra ny fahotan’izy ireo,+ fa tezitra be i Jehovah. Efa nanomboka mantsy ny loza!” 47 Tonga dia nalain’i Arona àry ilay izy, araka ny tenin’i Mosesy, ka nihazakazaka nankeny amin’ny fiangonana izy. Dia io tokoa fa efa nanomboka namely ny vahoaka ny loza. Koa nasiany emboka manitra teo ambonin’ilay fitondrana afo, ka nandrakotra ny fahotan’ny vahoaka izy.

  • Nomery 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nanaraka an’ilay lehilahy israelita nankao an-tranolay izy, dia nataony indray nandefona ilay lehilahy israelita sy ilay vehivavy. Dia nilentika hatrany amin’ny taovam-pananahan’ilay vehivavy ilay lefona. Dia nitsahatra ilay loza nahazo ny Israelita.+

  • 2 Samoela 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nandefa areti-mandringana+ teo amin’ny Israely àry i Jehovah nanomboka ny maraina ka hatramin’ny fotoana voatondro. Dia 70 000 no maty+ hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara