FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 21:24-28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hoy anefa i Davida Mpanjaka tamin’i Ornana: “Tsy mety izany, fa tsy maintsy hovidiko amin’izay tena vidiny ireo. Tsy ny fanananao mantsy no homeko an’i Jehovah, ary tsy zavatra azoko maimaim-poana no hatolotro ho sorona dorana.”+ 25 Nomen’i Davida volamena 600 sekely* àry i Ornana ho vidin’ilay tany. 26 Ary nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Niantso an’i Jehovah koa izy. Dia novaliany izy, ka nisy afo+ avy any an-danitra nalatsany teo ambonin’ilay alitara fanaovana fanatitra dorana. 27 Dia nasain’i Jehovah namerina ny sabany tao anaty tranony ilay anjely.+ 28 Rehefa hitan’i Davida àry tamin’izay hoe teo amin’ilay famoloan’i Ornana Jebosita i Jehovah no namaly azy, dia teo foana izy no nanao sorona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara