-
2 Samoela 2:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hoy indray àry i Abnera tamin’i Asahela: “Efa hoe aza enjehina aho sao hasiako eo ianao! Dia hataoko ahoana ny hifanatri-tava amin’i Joaba rahalahinao?” 23 Tsy nety mihitsy anefa izy. Nasian’i Abnera tamin’ny vodilefona àry ny kibony,+ ka niboroaka tao an-damosiny ilay lefona. Dia nianjera teo izy ka maty tsy tra-drano. Ary izay rehetra nandalo teo amin’ilay toerana nianjeran’i Asahela sy nahafatesany, dia nijanona kely teo.
-