-
2 Samoela 2:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Dia nanenjika an’i Abnera i Joaba sy Abisay. Rehefa nilentika ny masoandro, dia tonga teo amin’ny havoanan’i Ama tandrifin’i Gia, eo amin’ny lalana mankany an-tany efitr’i Gibeona, izy ireo.
-