Mpitsara 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia niakatra tany Betela ny lehilahy israelita rehetra. Nipetraka nitomany teo anatrehan’i Jehovah izy ireo,+ ary nifady hanina+ mandra-paharivan’ny andro. Nanolotra fanatitra dorana+ sy fanatitra iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah koa izy ireo.
26 Dia niakatra tany Betela ny lehilahy israelita rehetra. Nipetraka nitomany teo anatrehan’i Jehovah izy ireo,+ ary nifady hanina+ mandra-paharivan’ny andro. Nanolotra fanatitra dorana+ sy fanatitra iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah koa izy ireo.