-
1 Mpanjaka 2:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Niteny tamin’ny mpanjaka i Simey hoe: “Tena mety izany! Izay nolazain’ny mpanjaka tompoko no hataon’ny mpanomponao.” Nijanona andro maro tao Jerosalema àry i Simey.
-