-
1 Tantara 16:39, 40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Navelan’i Davida teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah teo amin’ny toerana avo tany Gibeona+ koa i Zadoka+ mpisorona sy ny mpisorona hafa, 40 mba hanolotra fanatitra dorana ho an’i Jehovah tsy tapaka eo amin’ny alitara fanaovana fanatitra dorana, amin’ny maraina sy hariva, ary mba hanao an’izay rehetra voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Jehovah nandidiany ny Israely.+
-
-
1 Tantara 21:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Teo amin’ny toerana avo tany Gibeona+ anefa tamin’izany andro izany ilay tranolain’i Jehovah nataon’i Mosesy tany an-tany efitra, sy ilay alitara fanaovana fanatitra dorana,
-