FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hanampy anao ho malina sy hahira-tsaina anie i Jehovah,+ rehefa omeny fahefana hitondra ny Israely ianao! Amin’izay ianao dia hanaraka ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao.+

  • 1 Tantara 29:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary ampio i Solomona zanako mba hankatò amin’ny fo manontolo*+ ny didinao+ sy ny fampahatsiahivanao ary ny fitsipikao. Ampio koa izy mba hanao an’ireo zava-drehetra ireo sy hanorina an’ilay tempoly,* fa efa nomaniko izay ilaina amin’izany.”+

  • 2 Tantara 1:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Aleo mahazo fahendrena toy izay mahazo volamena,+

      Ary aleo lasa mahira-tsaina toy izay mahazo volafotsy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara