1 Mpanjaka 3:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mba omeo fo mankatò àry izaho mpanomponao mba hitsarako ny vahoakanao,+ sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be* ireo?” 10 Faly i Jehovah hoe izany no nangatahin’i Solomona.+
9 Mba omeo fo mankatò àry izaho mpanomponao mba hitsarako ny vahoakanao,+ sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be* ireo?” 10 Faly i Jehovah hoe izany no nangatahin’i Solomona.+