1 Mpanjaka 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nataon’i Jehovah Andriamanitro milamina anefa izao ny sisin-taniko rehetra.+ Tsy misy manohitra ahy sady tsy misy loza mitranga.+ 1 Tantara 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hiteraka lahikely ianao,+ ary hiadana* izy. Hovonjeko amin’ny fahavalo rehetra manodidina azy izy ka hataoko milamin-tsaina.+ Hantsoina hoe Solomona*+ mantsy izy, ary hataoko miadana sy milamina ny Israely amin’ny androny.+ Salamo 72:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony.
4 Nataon’i Jehovah Andriamanitro milamina anefa izao ny sisin-taniko rehetra.+ Tsy misy manohitra ahy sady tsy misy loza mitranga.+
9 Hiteraka lahikely ianao,+ ary hiadana* izy. Hovonjeko amin’ny fahavalo rehetra manodidina azy izy ka hataoko milamin-tsaina.+ Hantsoina hoe Solomona*+ mantsy izy, ary hataoko miadana sy milamina ny Israely amin’ny androny.+
7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony.