-
Eksodosy 12:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia makà hysopa* iray fehezana, ary atsobohy ao amin’ilay ra ao anaty koveta izany. Dia afafazo eo amin’ny tataom-baravarana sy eo amin’ny tolàna roa ilay ra. Ary aza misy mivoaka ny tranonareo ianareo mandra-paharainan’ny andro.
-